Antsirabe : Manomboka androany ny tolotra ara-pahasalmana
27 Jolay, 10h 15 Mikarakara lototra ara-pahasalamana maimaimpoana ho an’ny daholobe ny ministeran’ny fahasamalam-bahoaka sy ny mpiara-miombon’antoka aminy ao Vakinankaratra. Tontosaina ao amin’ny Centre thermal Andranomafana Antsirabe izany manomboka androany, hitohy rahampitso,ary hifarana ny 29 jolay.
