Dépêches

Fizahantany : Nosokafana ny « Pirate Island » ao Sainte Marie

Dépêche 02 février, 12h, Ao Sainte Marie no ahitana ity toerana vaovao afaka tsidihina ity izay nantsoina hoe « Circuit Pirate Island ». Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 1 febroary teo izany tetik’asa novolavolain’ny LCDF izany. Hanomboka eop amin’ny Ofisy ny fizahantany ao Sainte Marie ny lalana, handalo ny « vieux Fort » sy ny fiangonana mialohan’ny handalovany eo amin’ny Ilot Madame sy ny fasana Saint Pièrre ary hifarana any amin’ny Nosy Forbans. Ny hakanton’ny zava-boaary manodidina no fahafinaretan’ny maso mandritra ny fanaovana ity « circuit » ity.

Laisser un commentaire