Ankadikely Ilafy: Manomboka ny fametrahana ny jiro « branchement mora »
Nanomboka tamin’ny alatsinainy teo ny fametrahana ny jiro « branchement mora » tao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Mpanjifa vaovao avokoa no nisitraka
Read More
Nanomboka tamin’ny alatsinainy teo ny fametrahana ny jiro « branchement mora » tao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Mpanjifa vaovao avokoa no nisitraka
Read MoreNahazo vahana ny halatra voly tato ho ato tao amin’ny kaominina Manandriana. Manoloana izany, nanatanteraka fiambeanana isan’alina ireo fokonolona tao
Read MoreTonga nijery ny foto-drafitr’asa vaovao, ao anatin’ny fanarenena ny tsena ao amin’ny kaominina Ambohimanambola, ireo teknisianina avy amin’ny kaominina, niaraka
Read MoreNy 09 ka hatramin’ny 17 martsa 2024 izao no hanatanterahana ny lalao fifaninanana eo amin’ny taranja basket-ball, eo amin’ny oniversite
Read MoreMazava ny lalana ao amin’ny fokontany Ambohitrarahanaba, kaominina Ankadikely Ilafy. Tafapetraka tamin’ny faran’ny herinandro teo ireo jiro mandeha amin’ny alalan’ny
Read MoreTonga tao amin’ny fokontany Ambohimahatsinjo, ireo avy amin’ny zandarimaria, ao amin’ny kaominina Ambohimanambola, nanatanteraka fanentanana sy fampahafantarana ny fokonolona mahakasika
Read MoreVita soaman-tsara amin’ny ampahany ny lalana ao Antsahatsiresy, kaominina Sabotsy Namehana amin’izao fotoana izao. Orinasa tsy miankina nitondra fanamboarana ny
Read MoreNitondra fanamboarana ny toerana fakan’ny mponina rano sy ny tamboho ao amin’ny tobim-pahasalamana, ao amin’ny fokontany Ampahimanga, ny avy amin’ny
Read MoreMitohy hatrany ny hetsika ben’ny tanàna mitety vohitra, ataon’ny ben’ny tanàna ao amin’ny kaominina Anjeva gara. Ny herinandro teo, tao
Read MoreLehilahy iray no noraisim-potsiny rehefa avy nanendaka vevhivavy mitondra vohoka, teny Beravina, kaominina Sabotsy Namehana, ny faran’ny herinandro teo. Zandary
Read More