Anjeva : Hisy ny fahatapahan-dalana ny alarobia 14 febroary
Hisy ny fahatapahan-dalana ao amin’ny kaominina Anjeva gara, ny alarobia 14 febroary izao. Hanomboka amin’ny 07ora sy sasany hariva izany
Read More
Hisy ny fahatapahan-dalana ao amin’ny kaominina Anjeva gara, ny alarobia 14 febroary izao. Hanomboka amin’ny 07ora sy sasany hariva izany
Read MoreMitohy hatrany ireo fifaninanana ara-panatanjahan-tena ao amin’ny kaominina Alasora. Miditra amin’ny fifaninanana baolina kitra, « tournoi du maire » ho an’ny taona
Read MoreNiverina nanomboka omaly ny tsena isaky ny alakamisy ao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Ambohipihaonan’ireo mponina avy amin’ny fokontany maro mandrafitra ny
Read MoreManoloana ny faharatsian-dalana amin’ireo faritra maro ao amin’ny kaominina Alasora, dia nisy ny fiaraha-mientana nataon’ireo mpiara-monina tamin’ny fanamboaran-dalana tamin’ity herinandro
Read MoreTonga nanolotra fampitaovana ho an’ireo tomponandraikitra misahana ny toeram-pampitobiana fako, Sit-pro 3, ao amin’ny fokontany Ampahimanga, ireo tomponandraikitra avy amin’ny
Read MoreNitohy tao amin’ny fokontany Imerikiasinana indray ny hetsika ben’ny tanàna mitety vohitra, ataon’ny tomponandraikitry ny kaominina Anjeva gara. Tahaka ireo
Read MoreManao antso avo amin’ireo tomponandraikitra isan-tsokajiny ireo mponina sy mpampiasa ny zotra H, ao amin’ny kaominina Sabotsy Namehana. Ankoatra ny
Read MoreHisy ny fahatapahan-dalana ao amin’ny faritra Gara, faritra fahatelo, araka ny fampilazana nataon’ireo tomponandraikitra avy ao amin’ny kaominina Ambohimanambola sy
Read MoreNiroso tamin’ny fanamboarana ny lalana ao amin’ny fokontany Ambohipeno ireo tomponandraikitra avy amin’ny kaominina Ambohimanambola. Fanamboaran-dalana izay hanamorana ny fampidirina
Read MoreAlasora dia Kaominina iray ao anatin’ny Distrikan’Antananarivo Avaradrano, manana fokontany roam-polo izy ary isan’izany ny fokontany Mahatsinjo izay tanàna iray
Read More