Anjeva: Vohitra roa no notsidihin’ny ben’ny tanàna ny herinandro teo
Mitohy hatrany ny hetsika fitsidihana ifotony ataon’ny ben’ny tanàna ao amin’ny kaominina Anjeva Gara. Tamin’ny herinandro teo, ny fokontany Ankadiefajoro
Read More
Mitohy hatrany ny hetsika fitsidihana ifotony ataon’ny ben’ny tanàna ao amin’ny kaominina Anjeva Gara. Tamin’ny herinandro teo, ny fokontany Ankadiefajoro
Read MoreNanatanteraka fivoriana, niarahana tamin’ireo sefo fokontany miisa 10, ao anatin’ny kaominina Ambohimanambola, sy ireo rafitra misahana ny fitandroana filaminana eny
Read MoreHisitraka toerana famakiam-boky ny EPP Antanetibe, ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Tontosa tamin’ny herinandro teo, ny ady fototra amin’ny fananganana
Read MoreNanatanetraka fivoriana tamin’ity herinandro ity, ny ben’ny tanàna sy ny sefo fokontany ary ireo mpitandro filaminana avy ao amin’ny kaominina
Read MoreHisy ny fifaninanana hiadiana ny amboaran’ny ben’ny tanàna, eo amin’ny taranja rugby ao amin’ny kaominina Alasora. Ny alahady izao, eny
Read MoreMaro ireo andrin-jiro efa tsy manaraka ny fenitra intsony, ary ahiana mety hampidi-doza ho an’ny fiarahamonina, raha tsy misy fandraisana
Read MoreAo anatin’ny famaraparana ny asa fanitaran-dalana, miakatra ao amin’ny kaominina Alasora, ireo tomponandraikitra amin’izao fotoana izao. « Mamaraparana ny asa fanitaran-dalana
Read MoreTsy mbola mivaha ny olan’ny fitaterana ao amin’ny kaominina Sabotsy Namehana. Mampijaly ireo mpandeha ihany koa amin’izao fotoana izao ireo
Read MoreMitohy hatrany ny ezaka fizarana jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro, ataon’ny kaominina Ambohimangakely. Ny fokontany Betsizaraina, faritra Amberobe, indray no
Read MoreAo anatin’ny fahasimbana ny tetezana mampitohy ny kaominina Masindray sy ny kaominina Ambohimanambola. Efa volana maromaro no nahitana ny fahasimbana.
Read More