Ambohimangakely : Nozaraina « kits scolaires » ireo mpanala fanadinana BEPC
Nirotsaka teny amin’ireo mpianatra teny amin’ny CEG Ambohimangakely ireo tomponandraikitra miadidy ny kaominina ao an-toerana sy ireo mpiara-miasa aminy, ny
Read More
Nirotsaka teny amin’ireo mpianatra teny amin’ny CEG Ambohimangakely ireo tomponandraikitra miadidy ny kaominina ao an-toerana sy ireo mpiara-miasa aminy, ny
Read MoreManomboka anio, alatsinainy 03 jolay no hanatanterahana ny fanadinana ara-panjakana faharoa, ataon’ireo taona fahasivy (BEPC). Vonona tanteraka ireo mpiadina, raha
Read MoreMpampianatra ao amin’ny ambaratonga fototra iray no voasambotra tao Bordeaux. Raha ny fanazavana dia naka sary mpianatra vitsivitsy tao anaty
Read MoreHetsika karakarain’ny AUF (Agence universitaire de la francophonie) ny fifaninan’ny mpianatra fandraharahana. Ny lohahevitra amin’ity andiany ity aty amin’ny ranomasimbe
Read MoreNampirantian’i Fazade Ali Mdahoma, 15 taona nandritra ny fampirantiana zava-kanto « Petit Prince » tao amin’ny kolejiny ny asa tanany. Nampitolagaga ny
Read MoreMpampianatra iray no niakatra fitsarana ny herinandro lasa teo noho ny herisetra tamin’ny zaza latsaky ny 15 taona. Raha ny
Read MoreVondrona mpianatra iray no niara niala sasatra teo amoron’ny dobo Hédé, tao Saint-Symphorien taorian’ny adina filozofia nandritra ny fanadinana baccalauréat
Read MoreMpianatry ny kolejy Paul Hermann ao Saint-Pierre no nandrombaka ny medaly volafotsy tamin’ny « Concours du génie de la construction » izay
Read MoreNanomboka omaly tamin’ny taranja filozofia ny fanadinana baccalauréat tao amin’ny nosy La Réunion. 8 344 isa ny mpandray anjara tamin’izany raha
Read MoreDépêche 13 juin, 11h, Amin’izao ankatoky ny fanadinam-panjakana izao dia manolotra fanampiana ara-pampianarana ireo mpianatra ao Toamasina. Ny Koaminina renivohitra
Read More