Fanomanana fanadinana : Hisitraka fanampiana ny mpianatra ao Toamasina
Dépêche 13 juin, 11h, Amin’izao ankatoky ny fanadinam-panjakana izao dia manolotra fanampiana ara-pampianarana ireo mpianatra ao Toamasina. Ny Koaminina renivohitra Toamasina no mikarakara izany. Tafiditra ao anatin’ny fiahiana ara-tsosialy ihany koa ity “cours d’azppui” ity. Ntaomboka tamin’ny Asabotsy lasa teo ny an’ny mpanala fanadinana BEPC, hanomboka amin’ny sabotsy kosa ny an’ny mpanala fanadinana Bakalorea. Ny taranja fototra no hianarana amin’izany ary haharitra iray volana ny fampianarana
