Brickaville: Lehilahy 5 mpangalatra taolam-paty saron’ny Polisy.
Dépêche 08 décembre, 14h15, Lehilahy miisa 5 indray no tra-tehaky ny Polisy raha nitondra taolam-paty avy nangalarina izay saika haterina
Read More
Dépêche 08 décembre, 14h15, Lehilahy miisa 5 indray no tra-tehaky ny Polisy raha nitondra taolam-paty avy nangalarina izay saika haterina
Read MoreLehilahy iray no tratra nangalatra, omaly atoandro tao Fiadanana, kaominina Ambohimalaza. Araka ny voalaza, tongolo gasy mipetraka amidy teo ambony
Read MoreMpiasa, mpanampy an-trano, nangalatra entana tamin’ny mpampiasa azy no tratran’ny zandary avy ao Ambohimangakely, ny faran’ny herinandro teo, rehefa natao
Read MoreDépêche 29 septembre, 13h, Mbola tanora tokoa, asa raha noho ny tsy fananana asa na noho ny hakamoana ihany koa
Read MoreDépêche 28 septembre, 14h, Toy izao no fomba fiasany, mody mampiresaka ireny zatovovavy ireny ity ramatoa ity ka kitihiny fotsiny
Read MoreTratran’ny polisin’ny boribori-tany faharoa etsy Ambohijatovo ny lehilahy iray mpamaky trano tao Mahazoarivo. Trano namboariny ihany no voalaza fa novakiany
Read MoreRaim-pianakaviana iray efa mpamelon-keloka no tratran’ny fokonolona teo am-pangalarana gana, tao amin’ny fokontany Manarintsoa, kaominina Sabotsy Namehana ny talata lasa
Read More24 Martsa, 16h00. Mpangalatra vokatra roalahy no tratran’ny zandary manao sakana teo Tsinjony ny 22 martsa teo. Nosavaina ny fiara
Read MoreTratra ny mpangalatra iray tao Ambohitrarahaba Ankadikely Ilafy. Tratra niaraka taminy ny entana rehetra nangalariny. « Maro ny olona nitaraina ho
Read MoreNahitana vokatra sahady ny paik’ady napetraka entina miaro ny vahoaka amin’izao ankatoky ny fety izao. Jiolahy saika hamaky trano niaraka
Read More