Ankadikely Ilafy: Ho averina hampiharina ny tetik’asa « Paodroa »
Ho averina ampiharina ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy ny tetik’asa Paodroa. Nisy ny fivoriana nataon’ireo tomponandraikitra tao an-toerana, tamin’ity herinandro
Read More
Ho averina ampiharina ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy ny tetik’asa Paodroa. Nisy ny fivoriana nataon’ireo tomponandraikitra tao an-toerana, tamin’ity herinandro
Read MoreHatairana ny an’ny fokonolona nahita gony namoaka fofona maimbo tao anaty tanimbary iray tao Amboaromanana, fokontany Ivoara Masindray, omaly maraina.
Read MoreNandritra ny fanatanterahana ny atrikasa mikasika ny fandalinana ara-tsosialy, izay nanaovan’ireo tomponandraikitra ny fanadihadiana teny amin’ireo mponina isan-tokatrano no nahitana
Read MoreHanomboka ny lalao fifaninanana baolina kitra hiadiana ny amboan’ny ben’ny tanàna 2024 ao amin’ny kaominina Anjeva gara. Amin’ny sabotsy izao
Read MoreTao anatin’ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny toerana miavaka sy ny zava-naorina, ny 18 aprily teo, dia nandray an-tanana
Read MoreMitaraina ireo mponina ao amin’ny fokontany Ambohitrarahaba, kaominina Ankadikely Ilafy manoloana ny tsy fahampian’ny fandraisana andraikitra momba ny fahadiovana, indrindra
Read MoreHisy ny fampianarana teny japoney maimaim-poana ao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Ny mpilatsaka an-tsitrapo japoney ao an-toerana, miara-miasa amin’ny kaominina no
Read MoreLehilahy iray mpanao asa fisolokiana sy mpisandoka andraikitra no saron’ny zandary avy ao amin’ny brigady Ambohimalaza, ny herinandro teo. Nisandoka
Read MoreHisy ny fampiana fampianarana ho an’ireo mpianatra hanala ny fanadinana CEPE, amin’ity taom-pianarana ity ao amin’ny kaominina Masindray. Ny fikambanana
Read MoreFiara mpitatitra iray, zotra D, no nandona mpitondra tongodroa teo amin’ny sampanana Ambohimanga rova, ny harivan’ny alatsinainy teo. Naratra mafy
Read More