Ambohimanambola: Nomena boky fanomanana fanadinana ireo mpianatra
Notontosaina tamin’ny alahady teo ny fisarihana, nanomezana boky fanomanana fanadinana ho an’ireo mpianatra hiatrika ny fanadinam-panjakana amin’ity taom-pianarana ity, tao
Read More
Notontosaina tamin’ny alahady teo ny fisarihana, nanomezana boky fanomanana fanadinana ho an’ireo mpianatra hiatrika ny fanadinam-panjakana amin’ity taom-pianarana ity, tao
Read Morehisy ny hetsika didim-poitra faobe, maimaim-poana ao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Efa azon’ireo olona liana amin’izany hetsika izany atao, ny misoratra
Read MoreNanolotra materialy ho fanampiana ny fiangonana tao amin’ny fokontany Imeritsiadino, ny avy amin’ny fikambanan’ny Zanak’i Masindray Mandray Andraikitra. Anjara biriky
Read MoreMisy ny fanamborana ny tetezana mampitohy ny fokontany Ambohibary amin’Ambatolampy, ao amin’ny kaominina Manandriana, amin’izao fotoana. Efa ela ireo mponina
Read MoreMitohy hatrany ny hetsika ara-pahasalamana maimaim-poana atolotry ny kaominina Ambohimangakely. Hisy ny tolotra maimaim-poana ho an’ireo vehivavy mitondra vohoka, ao
Read MoreAlasora dia anisan’ireo vohitra malaza, manana ny tantarany teto imerina. Araka ny voalaza, tao Alasora no voalohany nisian’ny fanjakana voalohany.
Read MoreHisy ny hetsika didim-poitra faobe ao amin’ny kaominina Alasora. Nanomboka ny 24 aprily teo ny fisoratana anarana ary tsy hifarana
Read MoreMitohy hatrany ny fifaninanana ara-panatanjahan-tena ao amin’ny kaominina Alasora. Eo amin’ny taranja baolina lavala, hisy ny lalao atao ao amin’ny
Read MoreMitohy hatrany ny fanomezana fampianarana maimaim-poana ao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Hisy ny fampianarana teny vahiny (Espagnol) ao an-toerana, hanomboka ny
Read MoreLehilahy iray 21 taona no nifanenjehan’ny zandary tao amin’ny kaominina Masindray. Nangalatra bisikileta teo anoloan’ny kaominina ity lehilahy ity, araka
Read More