Ankadikely Ilafy: Miverina indray ny olan’ny fako eny amin’ireo fokontany
Miverina indray ny olan’ny fako eny amin’ireo fokontany ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy amin’izao fotoana. Mivangongo ireo fako, ao an-toerana
Read More
Miverina indray ny olan’ny fako eny amin’ireo fokontany ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy amin’izao fotoana. Mivangongo ireo fako, ao an-toerana
Read MoreLehilahy iray no novonoin’ny jiolahy tamin’ny fomba feno habibiana tao amin’ny fokontany Andita Antsahamaroloha, kaominina Masindray, ny faran’ny herinandro teo.
Read MoreMpamaky trano iray no saron’ny avy polisim-pirenena avy ao amin’ny kaomisarian’Alasora, ny faran’ny herinandro teo. Araka ny voalaza, roa lahy
Read MoreNozaraina fitaovana ara-panatanjahan-tena ireo mpianatra ao amin’ny CEG Soamanandrariny tamin’ny faran’ny herinandro teo. Tafiditra ao anatin’ny hetsika “Relais solidaires tour du
Read MoreMisy ny asa fanamboarana toeram-piantsonana vaovao ao Manambina, kaominina Ambohimangakely, amin’izao fotoana izao. Hialana amin’ny fitohanana sy ny fanatsarana ny
Read MoreMitohy ary mihamafy ny fanaovana fisafoana, ho an’ny fandriampahalemana; ataon’ny avy ao amin’ny polisim-pirenena Alasora. Mirongatra ny vaki-trano ao an-toerana,
Read MoreMpanendaka iray teny amin’ny fokontany Ambohimahitsy, kaominina Ambohimangakely no trataran’ny zandary avy ao amin’ny birgadin’Ambohimangakely, ny faran’ny herinandro teo. Araka
Read MoreHisy ny lalao fifaninanana baolina kitra, tournoi du maire 2023, eo amin’ny taranja baolina basket, amin’ny alahahady izao, izay karakarain’ny
Read MoreMiditra amin’ny lalao famaranana ny fifaninanana baolina kitra “tournoi open 2023” izay atao ao amin’ny kianja Salazana Anjeva gara. Anisan’ny
Read MoreNisy ny fiaraha-miasa teo amin’ny kaominina Sabotsy Namehana sy ny PMU-Bet, tamin’ny alalan’ny 3P na ny Partenariat Public Privé. Vokatr’izany,
Read More