Alasora: Miditra amin’ny lalao ampahefa-dalana ny “tournoi du maire 2023”
Miditra amin’ny lalao ampahefa-dalana ny fifaninanana baolina kitra, tournoi du maire 2023, ao amin’ny kaominina Alasora. Amin’ny alahady 12 novambara
Read More
Miditra amin’ny lalao ampahefa-dalana ny fifaninanana baolina kitra, tournoi du maire 2023, ao amin’ny kaominina Alasora. Amin’ny alahady 12 novambara
Read MoreTaorian’ny firotsahana an-tsehatra nataon’ireo tomponandraikitra misahana ny service Raoka Fako ao amin’ny kaominina Ambohimanambola, mahakasika ny fametrahana ny toeram-pitsinjarana fako
Read MoreTratra ireo jiolahy tomponan’antoka tamin’ny fanafihana mitam-piadiana niseho tao Soanierana, kaominina Ambohimalaza, 11 volana lasa izay. Misy telo izy ireo
Read MoreNisy ny fampiofanana maimaim-poana izay nokarakarain’ny kaominina Anosy Avaratra sy ireo mpiara-miombon’antoka aminy, ho an’ireo mpiompy tao an-toerana, ny faran’ny
Read MoreNisy ny fandraisana vonjimaika ny foto-drafitr’asa mahakasika ny toerana fitsinjarana fako, ao amin’ny vohitra Talakimaso, fokontany Iharamy ao amin’ny kaominina
Read MoreNisehoana lozam-pifamoivoizana tao amin’ny lalana Mahitsy Ambohimanambola, omaly maraina. Fiara iray no nifandona tamin’ny moto, tao an-toerana. Vokany, potika tanteraka
Read MoreHiasa tsy ho ela intsony ireo fiara lehibe vaovao ao amin’ny kaominina Anosy Avaratra. Natao indrindra hamahana ny olana eo
Read MoreMpivady tao amina toka-trano iray tao amin’ny fokontany Ambohipanja, kaominina Ankadikely Ilafy no nahatratrarana moto tsy nisy taratasy ny fiandohan’ny
Read MoreVita soa aman-tsara, ny faran’ny herinandro teo ny fanamboarana sy fanatsarana ny tokontanin’ny CEG Ankadikely, ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy.
Read MoreMitohy hatrany ny olan’ny tsy fisian-drano eny amin’ny fokontany maro ao amin’ny kaominina Alasora. Hatramin’ny faran’ny herinandro teo, fokontany tsy
Read More