Talata Volonondry : Misy ny fanamboarana ny EPP Falimanjaka
Misy ny fanamboarana ny EPP Falimanjaka, ao amin’ny kaominina Talata Volonondry amin’izao fotoana izao. Ao anatin’ny fananganana tanteraka ny trano
Read More
Misy ny fanamboarana ny EPP Falimanjaka, ao amin’ny kaominina Talata Volonondry amin’izao fotoana izao. Ao anatin’ny fananganana tanteraka ny trano
Read MoreNasiam-panitarana ny kianja filalaovam-baolina ao amin’ny fokontany Ambohimarina, kaominina Alasora. Ny herinandro lasa teo, nirotsaka teny an-tsehatra nitondra izany asa
Read MoreNisy ny asa fanitaran-dalana nataon’ny avy ao amin’ny kaominina Alasora, tamin’ny herinandro teo. Natao izany hanamaivanana ny fahasahiranana eo amin’ireo
Read MoreNisy ny fanolorana foto-drafitr’asa, manaraka ny haitao ara-kajy mirindra, tao amin’ny fokontany Betsizaraina, kaominina Ambohimangakely, ny herinandro lasa teo. Tonga
Read MoreAny amin’ny 21 km avaratra atsinanan’ny renivohitra Antananarivo no misy ny Rovan’Ambohimanga. Miorona eo ambony tendrombohitra izy, izay manamarika ny
Read MoreMitaraina ireo mpampiasa ny lalana rari-vato, miakatra mankao amin’ny fokontany Ambohibato, kaominina Ambohimanambola noho ny fahasimban’ny lalana ao an-toerana. Miongotra
Read MoreHisokatra manomboka ny 01 desambra izao ny Club BTC, ao Ambohimangakely. maro ireo hetsika sy fiofanana afaka sitrahan’ireo mpikambana ao
Read MoreHanatanteraka fivoriana mahakasika ny rano fisotro madio isam-pokontany, ireo tomponandraikitra ao amin’ny kaominina Ambohimanambola. Ho an’ny rahampitso Talata, dia ao
Read MoreTontosa tamin’ny alakamisy teo ny fivoriana niarahana tamin’ireo solo-tenan’ny mpanjifa sy mpitantana ireo “borne fontaine” ao amin’ny fokontany Antanetibe, kaominina
Read MoreMiverina tapaka indray ny rano ao amin’ny fokontany Miadana sy Alasora, ao amin’ny kaominina Alasora, omaly maraina. Tsy mitsahatra miandrandra
Read More