Ankadikely Ilafy : Nahazo fampitaovana avy amin’ny INDDL
Nisitraka fampiataovana avy amin’ny ivon-toerana nasionaly mahakasika ny fitsinjiram-pahefana sy ny fampandrosoana ifotony (INDDL) ny kaominina Ankadikely Ilafy. Ny alatsinainy
Read More
Nisitraka fampiataovana avy amin’ny ivon-toerana nasionaly mahakasika ny fitsinjiram-pahefana sy ny fampandrosoana ifotony (INDDL) ny kaominina Ankadikely Ilafy. Ny alatsinainy
Read MoreAndiam-behivavy manao asa fisolokiana, amin’ny resaka bizina trano sy tany ary mpanao taratasy hosoka sy mpampiasa hosoka no saron’ny zandary
Read MoreNisokatra ary azo tsidihina nanomboka ny 17 desambra teo ny Ambodivoara mirehitra jiro, ao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Tsy natao ho
Read MoreTontosa ny faran’ny herinandro teo ny fifananana baolina kitra niadiana ny amboaran’ny ben’ny tanàna, lalaovin’olona 11, tao amin’ny kaominina Alasora.
Read MoreJiolahy miisa dimy, izay mpanendaka sy mpanao sinto-mahery, teny amin’ny faritra Ambohimahitsy sy Mahazo, no tratran’ny zandary avy amin’ny poste
Read MoreMitaintaina manoloana ny tsy fandriam-pahalemana ireo mponina ao Alasora amin’izao fotoana izao. Ny faran’ny herinandro teo, nahenoana feom-paobasy, ary nahitana
Read MoreNandritra ny andro voalohany, nanatanterahana ny fanentanana, mahakasika ny fampiharana na fampidirana ny servisy Raoka fako ao amin’ny fokontany Ampahimanga
Read MoreNotanterahana ny alarobia, 13 desambra teo, ny hetsika fizarana fanomezana ho an’ny vehivavy sy ny renim-pianakaviana tao amin’ny kaominina Ambohimangakely,
Read MoreAo anatin’ny hetsika fanentanana ny Raoka fako ao amin’ny fokontany Ampahimanga Ambohimanambola, dia anisan’ny nomena lanja ihany koa ny lalao
Read MoreTelolahy no tratran’ny zandary, avy ao amin’ny brigady Ambohimanga rova, teo ampifohana rongony, ny alarobia teo. Avy eny amin’ny faritra
Read More