Ambohimanambola: Mpanjifa manodidina ny 160 isa no nisoratra anarana hisitraka ny servisy Raoka fako
Nandritra ny andro voalohany, nanatanterahana ny fanentanana, mahakasika ny fampiharana na fampidirana ny servisy Raoka fako ao amin’ny fokontany Ampahimanga
Read More