Ambohimalaza : Jiolahy mpamerin-keloka tratra nangalatra akoho
Jiolahy iray efa mpamerin-keloka no tratra ambodiomby, nangalatra akoho, miisa 11 tao Ambaniatsimo, fokontany Ambatofotsy, kaominina Ambohimalaza, ny herinandro lasa
Read More
Jiolahy iray efa mpamerin-keloka no tratra ambodiomby, nangalatra akoho, miisa 11 tao Ambaniatsimo, fokontany Ambatofotsy, kaominina Ambohimalaza, ny herinandro lasa
Read MoreNotanterahana tamin’ny herinandro lasa teo ny fifidianana ireo komity hitantana sy hitarika ny foto-drafitr’asa fitsinjarana fako ao amin’ny vohitra Talakimaso;
Read MoreAnisany lasibatra voalohany ihany koa ireo mpivarotra amin’ny fiangonan’ireo fako izay tsy nisy nandroaka intsony efa ho roa Herinandro izay
Read MoreAnisan’ny manamarika ny fetin’ny faran’ny taona sy ny noely ny fanomezana, indrindra fa ny fanohanana ireo olona marefo eny anivon’ny
Read MoreNotanterahina tamin’ny alakamisy teo ny hetsika ara-panatanjahan-tena “interclass” tao amin’ny Lycée Moderne Ankadikely Ilafy (LMAI), teo amin’ny taranja basket-ball, lalaovin’olona
Read MoreNiroso tamin’ny fametrahana ireo jiro manazava ny tanàna (éclairages publiques) tao amin’ny fokontany Mahatsinjo, ny tomponandraikitra avy ao amin’ny kaominina
Read MoreNisy ny fanolorana fanamiana ho an’ireo polisy kaominaly, ao amin’ny kaominina Alasora, ny herinandro lasa teo. Izany moa dia fanomezana
Read MoreAnkoatra ny kaominina Ankadikely Ilafy, dia anisan’ny nahazo ny fampitaovana avy amin’ny ivon-toerana fitsinjiram-pahefana sy ny fampandrosoana ifotony (INDDL) ihany
Read MoreNitrangana loza indray tao amin’ny renirano Marofara, ao amin’ny kaominina Ambohimanga rova, tamin’ny faran’ny herinandro teo. Roa lahy no maty
Read MoreVita soa aman-tsara ny fanamboarana ny lalana tao amin’ny faritra Ambonisoa Andranovelona. Nisy ny fanokafana izany tamin’ny fomba tsotra, nataon’ireo
Read More