ActualitésTsidika

FAKO MIANGONA ERAKY NY RENIVOHITR’ANTANANARIVO

Anisany lasibatra voalohany ihany koa ireo mpivarotra amin’ny fiangonan’ireo fako izay tsy nisy nandroaka intsony efa ho roa Herinandro izay amin’ny varotra maro eto andrenivohitra, izay ENY akaiky tsena avokoa ny ankamaroany.

Ho an’ny Clemence Raharinirina, mpanolo-tsaina eo anivon’ny kaominina dia tsy misy vahaolana ankoatra ny famerenana eo anivon’ny kaominina ny andraikitra fandraofana ireo fako ireo. Ankoatra izay, dia eo ihany koa ny tsy fisian’ny vola

Laisser un commentaire