Alasora: Nanampy ireo mponina amin’ny andrimasom-pokonolona ny mpitandro filaminana
Mitohy hatrany ny hetsika fampandriana fahalemana ny tanàna ao amin’ny kaominina Alasora. Miara-misalahy avokoa ireo mponina sy ny mpitandro filaminana
Read More
Mitohy hatrany ny hetsika fampandriana fahalemana ny tanàna ao amin’ny kaominina Alasora. Miara-misalahy avokoa ireo mponina sy ny mpitandro filaminana
Read MoreTontosa tamin’ny faran’ny herinandro teo ny fanamarihana ny fankalazana ny andiany voalohany amin’ny hetsika “Asandratsika Masindray”, tao amin’ny kaominina Masindray.
Read MoreNanaitra ireo ray aman-drenin’ny mpianatra ny zava-niseho tao amin’ny Lycée Moderne Ankadikely Ilafy, ny fiandohan’ny herinandro teo. Mpianatra am-polony no
Read MoreNanomboka ny faran’ny herinandro teo ny fampiharana ny andrimasom-pokonolona, tao amin’ny fokontany Ambodivondava Alasora. « Tato ho ato dia hita tokoa
Read MoreTonga tao aminn’ny kaominina Manandriana, tamin’ny faran’ny herinandro teo ny fikambanana avy amin’ny antoko Malagasy Miara-Miangina, nanatanteraka ny fambolen-kazo, ho
Read MoreLehilahy lehibe iray, 70 taona no nisoloky tanin’olona tao Fiadanana Ambohimangakely, ka saron’ny zandary tamin’ny faran’ny herinandro teo. Ankoatra azy,
Read MoreFeno 100 taona ny EPP Belanitra, ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Nisy ny fanokafana ny fankalazana izany, tamin’ny alalan’ny fotoam-pivavahana,
Read MoreTao amin’ny fokontany Gara indray no nanohizan’ny fikambanana iray hetsika ho fanampiana ny mponina, ao amin’ny kaominina Ambohimanambola, tamin’ny herinandro
Read MoreMpamily iray indray no voasambotry ny zandary avy ao Sabotsy Namehana ny herinandro lasa teo. Minia nandeha teny amin’ny lalana
Read MoreNandray anjara tamin’ny fambolen-kazo, niarahana tamin’ny ministera misahana ny tontolo iainana sy ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena ireo mpianatra avy ao amin’ny
Read More