Alasora : EPP miisa valo no tsy mbola misy « cantine scolaire »
Tonga namaly ny fanasana azy, hiara hisakafo tamin’ireo mpianatra tao amin’ny EPP Ambatomalaza, ny ben’ny tanàna ao amin’ny kaominina Alasora,
Read More
Tonga namaly ny fanasana azy, hiara hisakafo tamin’ireo mpianatra tao amin’ny EPP Ambatomalaza, ny ben’ny tanàna ao amin’ny kaominina Alasora,
Read MoreNisy ny fiaraha-mientana teo amin’ireo mpisehatra eo amin’ny fanabeazana sy ny kaominina Anosy Avaratra, ny faran’ny herinandro teo, tamin’ny fanaovana
Read MoreNisy ny fifaninanana Miss et Mister ary Dihy izay nokarakarain’ny Association Taho, tao amin’ny kaominina Anosy Avaratra. Tontosa tamin’ny faran’ny herinandro
Read MoreNiroso tamin’ny fanatanterahana ny dingana manaraka ireo tomponandraikitra misahana ny tetikasa Prirtem I ao amin’ny fokontany Ambohibe, kaominina Ankadikely Ilafy.
Read MoreZaza roa no maty nilatsaham-potaka, tamin’ny talata teo, tao amin’ny kaominina Fiaferana. Nandritra ny fotoana nisian’ny orambe teto amin’ny faritra
Read MoreNisy ny fanolorana fanomezana ho an’ny lehiben’ny tobim-paritry ny zandarimaria, ao amin’ny kaominina Ambohimanga rova, ny fiandohan’ny herinandro teo. Fanomezana
Read MoreNisy ny fanamarihana ny andron’ny sekoly tamin’ity herinandro ity. Hetsika maro no nentina nankalazana izany ary samy nanana ny fomba
Read MoreNisy ny atrikasa, fanentanana ary fampahafantarana ny mahakasika ny ady amin’ny herisetra mianjady amin’ireo olona marefo, notanterahina teny Alasora, ny
Read MoreMitohy hatrany ny hetsika tana-maron’ny fandriam-pahalemana ataon’ny zandary, iarahana amin’ireo mponina ao amin’ny kaominina Ambohimanambola. Misy hatrany ny fisafoana sy ny
Read MoreHisy ny lalao fiadiana ny amboaran’ny ben’ny tanàna, eo amin’ny taranja Volley-ball, izay karakarain’ny kaominina Ambohimangakely. Ny sabotsy 02 martsa
Read More