Masindray: Nisy ny fanamarihana ny andiany voalohany amin’ny hetsika “Asandratsika Masindray”
Tontosa tamin’ny faran’ny herinandro teo ny fanamarihana ny fankalazana ny andiany voalohany amin’ny hetsika “Asandratsika Masindray”, tao amin’ny kaominina Masindray.
Read More