Vilihazo : Namoaka mpampiofana mahakasika ny fambolem-bary ny kaominina
Namoaka mpampiofana mahakasika ny fambolem-bary ny kaominina Vilihazo. Ny alarobia lasa teo no nanatanteraka fampiofanana ho an’ireo mpampiofana ireo ny
Read More
Namoaka mpampiofana mahakasika ny fambolem-bary ny kaominina Vilihazo. Ny alarobia lasa teo no nanatanteraka fampiofanana ho an’ireo mpampiofana ireo ny
Read MoreMitohy ny hetsika fametrahana ireo jiro amin’ny fokontany hafa ao anatin’ny kaominina Ambohimanambola. Tafiditra ao anatin’ny fiaraha-miasa niarahana tamin’ny ministeran’ny
Read MoreMitohy ny asa fanamboaran-dalana ao Ambohitrimanjaka. Asa fanamboaran-dalana ho rarivato, izay miainga eo amin’ny sapanana Ambohitrimanjaka mankany Anosimanjaka, ataon’ny avy
Read MoreManjaka ny tsy fahandriampam-pahakelamana ao amin’ny kaominina Sabotsy Namehana. Mitaraina ireo mponina manoloana izany. Nitrangana fandrobana ny tokan-trano iray ny
Read MoreMampitaraina ireo mponina ao anatin’ny kaominina Ankadikely Ilafy ny faharatsin’ny ampahan-dalana miakatra amin’ny Rovan’ Ilafy. Tapitra niongotra avokoa ireo vato
Read MoreNisy ny fampiofanana maimaim-poana, izay natao tao amin’ny kaominina Vilihazo, notarihin’ny ben’ny tanàna ao an-toerana, niarahana tamin’ny ministeran’ny fambolena sy
Read MoreNahitam-bokany ny fampatsiahivana nataon’ny kaominina ao Ambohimangakely, mahakasika ny asa fitaterana ao amin’ny zotra E. Naharay fitarainana ny tomponandraikitra ny
Read MoreNahazo ny anjarany tamin’ny jiro manaza ny tanàna ny fokontany Faliary, kaominina Anjeva. Jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro miisa 11
Read MoreTamin’ny alahady lasa teo no nanaovana ny seho vaky sehatra, niarahana tamin’ny mpanakanto maro tao amin’ny Stade papmad Ambohimanambola. Tontosa
Read MoreNandefa fampilazana maika ny avy ao amin’ny kaominina Sabotsy Namehana, ny fiandohan’ny herinandro lasa teo, fa hisy ny fivoriana izay
Read More