Ambohimalaza : Ravan’ny mpitandro filaminana ny tambajotran-jiolahy
Tambajotran-jiolahy efa mpamaky trano sy mpangalatra eny amin’ny faritra Ambohimalaza no ravan’ny zandary avy ao amin’ny tobim-paritry ny zandarimaria Ambohimalaza.
Read More
Tambajotran-jiolahy efa mpamaky trano sy mpangalatra eny amin’ny faritra Ambohimalaza no ravan’ny zandary avy ao amin’ny tobim-paritry ny zandarimaria Ambohimalaza.
Read MoreHanome fampianarana (cours préparatoire) maimaim-poana ho an’ireo mpianatra hanala fanadinana BEPC sy bakalorea amin’ity taona 2023 ity ny kaominina Alasora.
Read MoreNiasa, nanomboka nitatitra olona, ireo zotra vaovao ao amin’ny kaominina Ambohimanambola, nanomboka tamin’ny faran’ny herinandro teo. Ireo zotra I, mampitohy
Read MoreVao herinandro teo izao no nanatanteraka asa fanadiovana sy fandraofana ireo fako mivangongo tao an-toerana ny avy ao amin’ny kaominina
Read MoreNisy ny fivoriana niarahan’ny kaominina Ambohimangakely tamin’ireo fikambanan’ny mpitatitra entana, fasika, vato, « fourgon » ary ny « baché » ao an-toerana, tamin’ny faran’ny
Read MoreVokatry ny orana nisesisesy saika nanerana ny faritra maro teto Madagasikara, tamin’ny herinandro lasa iny, betsaka ireo lalana simba ary
Read MoreZotra vaovao izay mampitohy ny kaominina Ambohimangakely amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy ity zotra H ity. Vao amam-bolana maro izao no
Read MoreEfa zary lasa fahazarana sy fiainana andavan’andron’ny mponina ankehitriny ny fahatapahan-jiro. Saika niverina matetika izany tato ho ato, ary niharan’izany
Read MoreHiditra amin’ny andiany faharoa amin’ny fifantenana ireo tanora, mpilalao baolina kitra, handrafitra ny ekipa kaominaly amin’ity taona 2023 ity, ny
Read MoreFokontany miisa roa tao anatin’ny kaominina Alasora no nanaovana fanadiovana faobe, tamin’ny herinandro lasa teo. Nanatanteraka izany moa ny fikambanana
Read More