Avaradrano: Tontosa ny fivoriana fanao isaky ny roa volana
Notanterahina ny herinandro teo ny fivoriana fanao isaky ny roa volana, iarahan’ireo ben’ny tanàna, ato anatin’ny distrika Avaradrano. Nandritra izany
Read More
Notanterahina ny herinandro teo ny fivoriana fanao isaky ny roa volana, iarahan’ireo ben’ny tanàna, ato anatin’ny distrika Avaradrano. Nandritra izany
Read MoreMitohy hatrany ny fametrahana sy fanatsarana ireo foto-drafitr’asa ao amin’ny fokontany Ankadiefajoro, kaominina Anjeva gara. Taorian’ny fitsidihana nataon’ny ben’ny tanàna
Read MoreFokontany iray mandafitra ny kaominina Ambohimanga Rova i Ambohitrandriamanjaka, ary manana ny mponina ao aminy sy ny tantarany ihany koa.
Read MoreHisy ny tetik’asa hananganana tanàna vaovao ao amin’ny kaominina Talata Volonondry. Hanampy ny kaominina amin’ny fanatanterahana izany ny sekreteram-panjakana misahana
Read MoreVohitra iray ao anatin’ny fokontany Ambohitriniandriana, ao amin’ny kaominina Fieferana, distrikan’Antananarivo Avaradrano i Soamanandray. Toerana iray manan-tantara izy, ary manana
Read MoreMitohy ny asa fanatsarana ny lalana kaominaly ao Alasora. Vita tamin’ity herinandro ity ny asa fanitaran-dalana ho an’ny teny amin’ny
Read MoreTontosa soa aman-tsara ny atrik’asa niresahana mahakasika ny herisetra mianjady amin’ny ankizy, tao amin’ny kaominina Talata Volonondry. Izany moa dia
Read MoreVehivavy iray tsy ampy taona, nanaovana fikarohana tamin’ny onjam-peom-panjakana, nandritra ny telo andro no hita tany Antetina, kaominina Ambohimalaza. Notazomina
Read MoreOlona miisa folo, no voasambotry ny polisy avy amin’ny CSP Alasora, ny alatsinainy teo. Araka ny voalaza, dia nangalatra ireo
Read MoreNidina nanao fisafoana teny amin’ireo elakelan-trano, tao Alasora ny polisy avy ao an-toerana, ny faran’ny herinandro teo. Olona maro tsy
Read More