Ankadikely Ilafy : Mila jerena ny fiantsoan’ireo fiara amin’ny sisin-dalana
Manao antso avo amin’ny tomponandraikitra ireo mpampiasa ny lalana ao amin’ny fokontany Manjaka Ilafy, noho ny fisian’ireo fiara mijanonana amin’ny
Read More
Manao antso avo amin’ny tomponandraikitra ireo mpampiasa ny lalana ao amin’ny fokontany Manjaka Ilafy, noho ny fisian’ireo fiara mijanonana amin’ny
Read MoreMitohy hatrany ny hetsika ara-tsosialy ataon’ny fikambanana Mitia-soa, ao amin’ny kaominina Ambohimanambola. Ny herinandro teo, tao amin’ny fokontany Iharamy sy
Read MoreMpangalatra kisoa, avy any Ibozaka, fokontany Ampanobe, kaominina Masindray no saron’ny zandary avy amin’ny Brigadin’Alasora. Ny alin’ny 11 aprily, hifoha
Read MoreMitohy hatrany ny hetsika fisafoana ataon’ireo zandary avy ao amin’ny brigadin’Alasora. « Tsy mitsahatra manao fisafoana ny mpitandro filaminana na andro
Read MoreNahazo kaomandin’ny brigady vaovao ny brigadin’ny zandarimaria ao Alasora. Ny adjudant chef Randriamihanta Miandrisoa Abel indray no voatendry eo amin’izany
Read MoreMisy ny tetik’asa mahakasika ny fitantanana sy ny fifehezana ny ranon’orana sy ny rano maloto ao amin’ny kaominina Ambohimanambola. Ao
Read MoreHisy ny fizaham-pahasalamana maimaim-poana ho an’ny zokiolona, 65 taona no mihoatra ao amin’ny hopitaly Anosy Avaratra, rahampitso Alakamisy 18 aprily
Read MoreTafapetraka ireo jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro tao amin’ny faritra Andrina, fokontany sy kaominina Anosy Avaratra. Enti-miady amin’ny tsy fandriam-pahalemana
Read MoreNiteraka savorovoro ho an’ny mponina tao amin’ny fokontany Ambatonjara, Alasora indray ny fahavakisan’ny fantsona mitondra ny rano tao an-toerana, ny
Read MoreLehilahy iray efa rain-dahiny amin’ny asa fisolokiana no tratran’ny polisy avy ao amin’ny kaomisarian’Alasora, ny faran’ny herinandro teo. Efa an-taonany
Read More