France : Tsy afaka manohy Star Academy i Anisha
Tovovavy malagasy namiratra tamin’ilay fifaninana Star Academy i Anisha, 22 taona. Voatery nesorina tsy hanohy ny fifaninanana Star Academy intsony
Read More
Tovovavy malagasy namiratra tamin’ilay fifaninana Star Academy i Anisha, 22 taona. Voatery nesorina tsy hanohy ny fifaninanana Star Academy intsony
Read MoreZazavavy kely 12 taona i Lola. Ny zoma 14 oktobra teo, tao amin’ny boriborintany faha-19 tao Paris no nanomboka ny
Read MoreNotolorana’ny « consul de France » tamin’ny anaran’ny Ministeran’ny Kolontsaina Frantsay mari-boninahitra « Chevalier des Arts et des lettres » i Marc Kelly Smith
Read MoreNampanontany tena ny maro ny fisian’ny tohin’ny horonantsary « Black Panther » taorian’ny nahafatesan’ny mpilalao fototrin’ny horonantsary, Chadwick Boseman. Tsy nataon’ireo mpamokatra
Read MoreFrantsay fahadimy ary voalohany taorian’ny taona 1998 nahazo ny « Balon d’or » i Karim Benzema (Real Madrid). Raha tsiahivina dia Zinedine
Read MoreTeraka ny 18 martsa 1940 tao Paris i Arlette Laguiller. Vehivavy mpanao politika frantsay ao amin’ny « extrême gauche » izy. Mpikatroka
Read MoreNohon’ny tsy fandraisana andraikitra haingan’ny fanjakana manoloana ny fahalotoan’ny rivotra dia nosazian’ny filankevi-panjakana handoa 20 tapitrisa Euro izy ireo. Raha
Read MoreMitokona ny mpiasan’ny TotalEnergies ao France ka miteraka tsy fahampian’ny solika ao amin’ny firenena. Nanao antso avo ny orinasa ny
Read MoreFilozofa, mpanoratra tantara, « mémorialiste » ary « essayiste » i Simone de Beauvoir. Teraka ny 9 janoary 1908 tao Paris izy ary maty
Read MoreDépêche 14 octobre, 12h, Mitohy hatrany ny fiaraha-miasan’ny Frantsa sy i Madagasikara. Aorian’ny Côte d’Ivoire dia i Madagasikara no mpiara-miasa
Read More