Dépêches

Toe-karena : Mpiara-miasa akaiky faharoa amin’ny France eo amin’ny sehatry ny fambolena i Madagasikara

Dépêche 14 octobre, 12h, Mitohy hatrany ny fiaraha-miasan’ny Frantsa sy i Madagasikara. Aorian’ny Côte d’Ivoire dia i Madagasikara no mpiara-miasa faharoa aminy amin’ny sehatry ny fambolena. Mamatsy ireo vokatra avy amin’ny fambolena sy ireo vokatra « bio » i Madagasikara ho azy ireo. Nanondrana vokatra 141 tapitrisa ho an’ny Frantsa ny Malagasy ny taona 2021, izy ireo dia vokatra avy amin’ny ondistrian’ny sakafo avokoa.

Laisser un commentaire