Madagasikara: Tafiditra ao anaty fahantrana lalina
24 oktobra; Latsaky ny 8.600 ariary ny vola raisin’ny 75% ny Malagasy rah any tarehimarika navoakan’ny banky iraisam-pirenena. Io sandam-bola io no fetra farany andrefesana ny fahantrana. 172.000 ariary isam-bolana no vola miditra ao anatin’izany. Porofo fa miaina ao anaty fahantrana lalina ny Malagasy.
