Ankatso : Taratry ny fahantrana ny loto manamorona ny vavahady
Miparitaka ary midofaka ny fofona ratsy manolona ny vavahady hiditra ny oniversiten’Antananarivo. Mampitaraina, indrindra ireo mpianatra sy ny mpampianatra izay
Read More
Miparitaka ary midofaka ny fofona ratsy manolona ny vavahady hiditra ny oniversiten’Antananarivo. Mampitaraina, indrindra ireo mpianatra sy ny mpampianatra izay
Read MoreNohon’ny tsy fandraisana andraikitra haingan’ny fanjakana manoloana ny fahalotoan’ny rivotra dia nosazian’ny filankevi-panjakana handoa 20 tapitrisa Euro izy ireo. Raha
Read MoreManomboka miparitaka manerana ny tanàna ao Ambohimalaza amin’izao fotoana izao ny fako. Efa tsy misy intsony ny fandraisana andraikitra manoloana
Read MoreIo sandam-bola io no ambony indrindra teo amin’ny tantaran’ny « loto » Euromillions. Vehivavy avy any Polynésie, izay nilalao voalohany tamin’io lalao
Read MoreMonina ao Manitoba ao Canada i Jerry Knott, nahazo 20 tapitrisa dollars tamin’ny « lotterie » izy ny herinandro vitsivitsy lasa teo.
Read MoreMitaraina ny amin’ny haloton’ny tanàna ny mponina ao Ambohimangakely, tsy misy ny fandraisana andraikitra avy amin’ny fanjakana ny amin’ny fanenjehana
Read More57 taona i James Pitt, avy ao New Carrollton ny tenany. Novidin’ity lehilahy ity ny andron’ny tsingerin-taonany ny tapakila nahazoany
Read More