SocialTatitra

Etats-Unis : Lehilahy iray nilalao ny daty nahaterahany tamin’ny « loto » ka nahazo 50 000 dollars

57 taona i James Pitt, avy ao New Carrollton ny tenany. Novidin’ity lehilahy ity ny andron’ny tsingerin-taonany ny tapakila nahazoany ity vola 50 000 dollars ityraha ny fanazavany. “Milalao amin’ny Bonus Match 5 foana aho isan’andro ary mitovy foana ny laharana apetrako ao amin’ny tapakila” hoy izy tamin’ny tompon’andraikitry ny Maryland Lottery. Tsy niheritreritra ny ahazo kosa izy hoy izy fa ny amabaviny no nandrisika azy mbola hilalao ka izao nahazo 50 000 dollars izao.

Laisser un commentaire