Anosy Avaratra: Mitohy hatrany ny fanamboarana ny lalana Lazaina-Isahafa
Mitohy hatrany ny fanamboaran-dalana ao amin’ny kaominina Anosy Avaratra amin’izao fotoana izao. Efa miditra amin’ny dingana manaraka ny fanamboarana ny
Read More
Mitohy hatrany ny fanamboaran-dalana ao amin’ny kaominina Anosy Avaratra amin’izao fotoana izao. Efa miditra amin’ny dingana manaraka ny fanamboarana ny
Read MoreToy ny Faritra maro eto Madagasikara dia isan’ny toerana ahitana fahasimban-dalana ihany koa ny ao Fianarantsoa. Noho izany dia mandeha
Read MoreNy faran’ny herinandro teo no niroso tamin’ny fanamboaran-dalana sy ny tetezana ao Ambohitrangana, kaominina Talata Volonondry, ireo fokonolona tao an-toerana.
Read MoreMiasa ho antsika ny faritra Analamanga. Ny faran’ny herinandro teo, mbola nanohy ny asa fanamboaran-dalana ary nanampiana ireo lalana tena
Read MoreNiara-nientana tamin’ny fanamboarana ny lalana, izay efa nahita fahasimbana efa ela hatramin’ny ela ireo avy amin’ny fiangonana protestanta, ao amin’ny
Read MoreMandroso hatrany ny asa fanamboaran-dalana ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Nisy ny fintina fampahantarana ireo asa vita nataon’ireo tomponandraikitra, ny
Read MoreMitohy hatrany ny asa fanamboarana sy fanatsarana ny lalana ao amin’ny kaominina Alasora, amin’izao fotoana izao. Taorian’ny fanamboarana teny amin’ny
Read MoreNirotsaka an-tsehatra nanamboatra ny lalana mampitohy ny fokontany Tanjonandriana, kaominina Ambohimanambola sy ny fokontany Ambohimarina sy Ambohitanety Alasora ny avy
Read MoreNisy ny asa fanamboaran-dalana tao amin’ny fokontany Antsahamarofoza, kaominina Ankadikely Ilafy, ny faran’ny herinandro teo. Lalan-tany mirefy 2 km no
Read MoreBetsaka ny fitarainana azo mahakasika ny faharatsian’ny lalana mampitohy an’i Tanjombato sy Ambohimanatrika ity. Maro mantsy ny olona no mampiasa
Read More