Sabotsy Namehana: Mangataka fanamboarana ireo lalana simba ny mponina
Anisan’ny olana sedrain’ny ankamaron’ny mponina amin’izao fotoana izao ny fahasimban’ny lalana, indrindra ny eny amin’ny kaominina ambanivohitra. Tahaka izay indrindra,
Read More
Anisan’ny olana sedrain’ny ankamaron’ny mponina amin’izao fotoana izao ny fahasimban’ny lalana, indrindra ny eny amin’ny kaominina ambanivohitra. Tahaka izay indrindra,
Read MoreMitohy ny fanamboarana ny lalana mampitohy ny amin’ny faritry ny By-pass Alasora sy Ankadimbahoaka, amin’izao fotoana izao. Mbola ao anatin’ny
Read MoreNanomboka ny Alatsinainy 13 Martsa 2023 teo , nisy ny fanamboarana ny lalana potika. Voakasik’izany ny lalam-pirenena faha-63 (RN
Read MoreAnisan’ny mampitaraina ny mponina, indrindra fa ireo mpampiasa ny lalana mivezivezy, mampitohy an’Ankadinandriana amin’ny kaominina hafa ny faharatsian’ny lalana ao
Read MoreTaorian’ny fandalovan’ny andro ratsy, ny rivo-doza Cheneso, izay nitondra fahavoazana maro manerana ny nosy, anisan’ny nahitana fahasimban-dalana ihany koa ireo
Read MoreVokatry ny orambe nisesy, herinandro lasa izay dia nisy ny fihotsahan-dalana teny amin’ny lalana mihazo an’ny fokontany Betsizaraina, kaominina Ambohimangakely,
Read MoreNiroso tamin’ny fanamboarana ireo lalana rari-vato izay nahitana fahasimbany, ireo tompon’andraikitra ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy, nanomboka tamin’ny alarobia lasa
Read MoreLalana ao amin’ny fokontany iray ao anatin’ny kaominina Alasora no mampitaraina ireo mponina mpampiasa azy noho ny faharatsiany sy ny
Read MoreNy faran’ny herinandro no nandeha teny ifotony, nanatanteraka fitsirihana teny amin’ny asa fanamboarana ny lalana rari-vato ao amin’ny lalam-pirenena faha
Read MoreOmaly alakamisy no nirotsaka an-tsehatra, nanatanteraka ny asa fanamboarana ny lalana ao anatin’ny kaominina ireo mpiasa avy ao amin’ny kaominina.
Read More