Comores: Toeram-pamokarana angovo avy amin’ny herin’ny masoandro telo no ho hatsangana
Mikasa ny hampivelatra ny loharanon’angovo ny tompon’andraikitra ao amin’ny nosy Comores. Antony ny famerana ny fahasarotana avy amin’ny « Centrale thermique »
Read More