Ambohimangakely: Misy mangalatra ireo vy amin’ny pilone an’ny jirama
Tranga miseho amin’izao fotoana izao ao amin’ny kaominina Ambohimangakely sy ny manodidina, misy mangalatra ireo vy amin’ny pilone an’ny orinasa
Read More
Tranga miseho amin’izao fotoana izao ao amin’ny kaominina Ambohimangakely sy ny manodidina, misy mangalatra ireo vy amin’ny pilone an’ny orinasa
Read MoreTao amin’ny fokontany Soamanandrariny no nanatontosana ny hetsika fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy, tao amin’ny kaominina Ambohimangakely.
Read MoreNisy ny lamina vaovao napetraky ny avy amin’ny koperativa kofiatra sy ny kaominina Ambohimangakely mahakasika ny saran-dalana amin’ireo zotra miasa
Read MoreLehilahy iray no tratran’ny fokonolona tao amin’ny kaominina Ambohimangakely rehefa nikasa hanao ny asa ratsiny ny marainan’ny alahady teo. Nikasa
Read MoreMitohy ny fianarana ny taranja informatique, izay atolotry ny kaominina Ambohimangakely maimaim-poana ao an-toerana. Hisy ny fidirana manokana ho an’ireo
Read MoreNitroatra manoloana ny fomba fiasan’ny zotra E, izay mampitohy an’Ambohimangakely amin’ny Ankadimbahoaka Fasika ireo mponina mpanjifa ny zotra, tamin’ny alarobia
Read MoreNisy ny dinik’asa notanterahin’ny avy ao amin’ny kaominina Ambohimangakely sy ireo tomponandraikitra isan-tsokajiny ao an-toerana, tamin’ny fiandohan’ny herinandro ity. Hisy
Read MoreHisy ny fivoriana izay ho tanterahana amin’ny alahady ho avy izao, ho fanomanana ny famoahana ara-pomba ofisialy, ireo mpianatra nanaraka
Read MoreNotanterahina tamin’ny faran’ny herinandro teo ny fambolen-kazo tao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Zana-kazo manodidina ny 2600 isa no novolena nandritra ity
Read MoreToka-trano iray no nisy namaky teny amin’ny fokontany Fiadanana, kaominina Ambohimangakely, tamin’ny faran’ny herinandro teo. Nodoran’ireo mpanao ratsy ny tao
Read More