Ambohimangakely: Hetsika maro no nentina nankalazana ny andron’ny 8 Martsa
Tao amin’ny fokontany Soamanandrariny no nanatontosana ny hetsika fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy, tao amin’ny kaominina Ambohimangakely.
Read More