Avaradrano: Ilaina ny fametrahana sampana vonjy voina
Nisehoana hain-trano tao amin’ny fokontany Angavao Alasora, kaominina Alasora, ny alaroboia teo. Trano iray no may kila forehitra nandritra izany
Read More
Nisehoana hain-trano tao amin’ny fokontany Angavao Alasora, kaominina Alasora, ny alaroboia teo. Trano iray no may kila forehitra nandritra izany
Read MoreNoho ny fankalazana ny andro manerantanin’ny mpamonjy voina (pompiers) dia nanambara izy ireo fa mbola maro ireo olana sedrain’izy ireo
Read MoreToka-trano iray no nisy namaky teny amin’ny fokontany Fiadanana, kaominina Ambohimangakely, tamin’ny faran’ny herinandro teo. Nodoran’ireo mpanao ratsy ny tao
Read MoreMampalemy tokoa ve ny fitiavana? Lehilahy iray zandary tao Hérault no namono tena tao amin’ny tranon’ny olo-tiany taloha tao Viols-le-Fort,
Read MoreNotontosaina tao Antsirabe ny fifanaovan-tsonia fifanekem-piaraha-miasa eo ami’nny fanjakana Japoné sy ny Governoran’ny faritra Vakinankaratra. Sora-bola manodidina ny 48 000
Read MoreHampiditra mpamonjy voina vaovao miisa 75 ny Kaominina Antananarivo Renivohitra amin’ity taona 2021 ity. Misokatra ho an’ny daholobe ny fifaninana.
Read MoreTsy maintsy manao vaksiny hiarovana amin’ny COVID-19 ny mpamonjy voina. Tahaka ireo mpiasan’ny fahasalamana sy ny tafika ao La Réunion
Read MoreVoatondro fa tsy maintsy manao vaksiny avokoa ny mpamonjy voina rehetra hatramin’ny 15 septambra izao. Sendika maro no tsy nankasitraka
Read More« Parkas, sweats, t-shirts, polo, short » miisa 367 no fanamiana fiantrehana ny afo azon’ireto mpamonjy voina an-tanàn-dehibe an’i Fianarantsoa ireto. Ny
Read MoreOlona mahafoy tena miady amin’ny afo, manome tanana hatrany manoloana ny loza isan-karazany toy ny tondra-drano, ny lozam-pifamoivoizana, ny fihotsahan’ny
Read More