Ambohimanambola : Nisy ny hetsika fampialana voly ny ankizy
Tsy diso anjara tamin’iny andro tsy fiasana ny 1 sy 2 may iny ny ankizy tao Ambohimanambola. Nisy ny kermesy
Read More
Tsy diso anjara tamin’iny andro tsy fiasana ny 1 sy 2 may iny ny ankizy tao Ambohimanambola. Nisy ny kermesy
Read MoreHisy ny fampianarana zaitra maimaimpoana karakarain’ny kaominina Ambohimanambola. Hifarana ny zoma 29 aprily izao ny fisoratana anarana. « Betsaka ireo tanora
Read MoreMikarakara lalao baolina kitra « Coupe du maire 2022″ ny kaominina Ambohimanambola. Hisy ny lalao hifaninanan’ny samy fokontany mandritra izany. »Hanomboka amin’ny
Read MoreHisy hetsika fanentanana momba ny fahadiovana any Ambohimanambola ny 22 aprily ho avy izao. Eo amin’ny tobim-piantsonana Ambohimanambola no hanatanterahana
Read MoreNisy ny fizarana fifaliana sy fanomezaana ho an’ireo mponina ao Ambohimanambola ny talatan’ny Paska 2022 teo. Hafaliana no nandraisan’ireo mponina
Read MoreMbola ao anatin’ny andrana ara-teknika an’ilay fantsona mijoro hamatsiana rano ny mponina ny Kaominina Ambohimanambola amin’izao. Mety hisy ny faneligelenana
Read MoreMisy ny hetsika fanampiana ireo ankizy na olon-dehiba tsy manana kopia ataon’ny kaominina. Ilaina eo amin’ny fiainana tokoa mantsy ny
Read MoreSahirana amin’ny fitsinjarana rano madio ho an’ny mponina ny kaominina Ambohimanambola amin’izao. Fitaovana maro ho entina hanatanterahana iznay manko no
Read MoreNahazo laharana faharoa tamin’ilay fifaninana « Concours de conception de ressources educatives libres » ny mpianatry ny lycée Ambohimanambola. Fotoana nahafahan’ny mpianatra
Read MoreNamoaka filazana ny avy ao amin’ny sampan-draharaha misahana ny rano, ny fanadiovana sy ny fidiovana ao amin’ny Kaominina Ambohimanambola fa
Read More