Ambohimanambola: Tagnamaron’ny fahandriam-pahalemana 
Nanatanteraka fanentanana ho an’ny tagnamaron’ny fahandriampahalemana ny avy ao amin’ny Tobin’ny Zandarimaria Ambohimanambola sy ny avy ao amin’ny Kaominina. Fokontany
Read More
Nanatanteraka fanentanana ho an’ny tagnamaron’ny fahandriampahalemana ny avy ao amin’ny Tobin’ny Zandarimaria Ambohimanambola sy ny avy ao amin’ny Kaominina. Fokontany
Read MoreIsan’ny olana lehibe iainan’ny tanora ny tsy fahampian’ny asa. Manome tolotr’asa maro ny kaominina Ambohimanambola ankehitriny. « Misokatra ho an’ireo mponina
Read MoreFeno fankasitrahana ireo rehetra nanampy nandritra ny fikarakarana ireo tra-boina ny kaominina Ambohimanambola. Maivana tokoa ny fikarakarana rehefa miara-misalahy ny
Read MoreTsy mitsahatra manentana ny mponina ao aminy hatrany ny kaominina Ambohimanambola. Saina maitso isika amin’izao, izay midika ho loza fanairana.
Read MoreToerana efatra no andraisana ireo tra-boina vokatry ny andro ratsy ao Ambohimanambola. Miisa 473 ireo olona raisina ao an-toerana amin’izao
Read MoreToerana efatra no andraisana ireo tra-boina vokatry ny andro ratsy ao Ambohimanambola. Miisa 473 ireo olona raisina ao an-toerana amin’izao
Read MoreNomen’ny kaominina Ambohimanambola itaovana « moto cross » ireo zandary miasa any an-toerana. Izany no nentina nanamarihana ny fotoam-piasana 2022. Laharam-pahamehana ho
Read MoreEfa tonga ao Ambohimanambola ny vary tsinjo amin’izao fotoana izao. Azo jifain’ny rehetra amin’ny vidiny 500 Ariary ny iray kapoaka
Read MoreMila mitandrina mandrakariva isika rehefa mamily fiarakodia. Tsara raha hamafisina sy hamarinina hatrany ny fiara alohan’ny andehanana. Mpandevina avy any
Read MoreNizotra tsara araka ny tokony ho hisy ny fankalazana ny fety tao amin’ny kaominina Ambohimanambola. Faly ny mponina satria niavaka
Read More