Anjeva : Manomboka ny fampidirana rano fisotro madio ao Ambohidrazana
Mitohy hatrany ny asa fampandrosoana, fampisitrihana rano fisotro madio isam-pokontany ao amin’ny kaominina Anjeva amin’izao fotoana izao. Efa manomboka ihany
Read More
Mitohy hatrany ny asa fampandrosoana, fampisitrihana rano fisotro madio isam-pokontany ao amin’ny kaominina Anjeva amin’izao fotoana izao. Efa manomboka ihany
Read MoreTontosa soa aman-tsara ny asa fanamboarana sy fampidirana rano fisotro madio, tao amin’ny fokontany Manohisoa, kaominina Anjeva gara. Ireo mponina
Read MoreTafapetraka ny foto-drafitr’asa manome rano fisotro madio ho an’ny mponina ao amin’ny kaominina Talata Volonondry. Fametrahana toerana fakana rano ho
Read MoreFikambanana iray misehatra amin’ny fahazoan’ny rehetra rano fisotro madio, ny fidiovana ary ny fanadiovana ny WaterAid. Ao anatin’izany, misy ny
Read MoreNanamarika ny andro iraisam-pirenena ho an’ny rano, ny andron’ny 22 Martsa, ny tao amin’ny kaominina Anjeva gara. Nisy araka izany
Read MoreNisy ny fitokanana ireo foto-drafitr’asa ho an’ny rano fisotro madio, tao amin’ny fokontany Ambatofolaka, kaominina Anjeva, ny alatsinainy lasa teo.
Read MoreNahazo famatsiam-bola 5 tapitrisa dollars tamin’ny FSD (Fonds saoudien de développement) i Comores. Entina hanampiana ny tetikasa famatsiana rano fisotro
Read MoreMbola ao anatin’ny andrana ara-teknika an’ilay fantsona mijoro hamatsiana rano ny mponina ny Kaominina Ambohimanambola amin’izao. Mety hisy ny faneligelenana
Read More