Maurice : maty tsy tra-drano ilay mpitondra « motocyclette »
Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahatsiravina indray androany maraina, 10 May tany amin’ny lalan’ny mpanjaka any Canot Maurice. Tokony ho tamin’ny 6h25. Nifandona
Read More
Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahatsiravina indray androany maraina, 10 May tany amin’ny lalan’ny mpanjaka any Canot Maurice. Tokony ho tamin’ny 6h25. Nifandona
Read MoreNanao fitsidihana ireo mponina nisitraka toeram-ponenana ao Andranofeno Sud, faritra Analamanga, ary Ankazobe ny ministeran’ny mponina. Raha tsiahivina, tao Andranofeno
Read MoreAo anatin’ny fitsidiham-paritra ankehitriny ny fitondram-panjakana izay mijery ifotony ny olana sedrain’ny mponina raha natomboka tao Antsirabe izany ka nanohy
Read MoreIsan’ireo sehatra tena mikaikaika sy mitondra faty antoka tanteraka amin’izao ny fizahan-tany. Vao tsy ela akory izao no nihetsika ny
Read MoreNanambara ny i Etats-Unis ny alarobia 5 may lasa teo fa eo am-panarahan-dia ny « Fusée » sinoa izay hiditra amin’ity faran’ny
Read MoreMisy hatrany ny fifanarahana eo amin’ny fanjakana Malagasy sy ny fanjakana Afrika Atsimo mba ho fampodiana volamena 73.3 kilao any
Read MoreManomboka malaza eto madagasikara ankehitriny ny fakàna sary somary miboridana ireny, ary efa manomboka miompama mankany amin’izany ny sasany amin’ireo
Read MoreMitohy hatrany ny ezaka ataon’ny fitondram-panjakana amin’ny fitsaboana sy fandraisana an-tanana ireo marary voan’ny covid-19. Any amin’ny faritra Tolaganaro ny
Read MoreMampiasa hafetsena ireo mpitatitra ka mbola manohy ny asany an-tsokosoko ihany saingy maneho sy fahaizany manoloana izany anefa ireo mpitandro
Read MoreNikasa ny hanakorotana eo amin’ny sehatrin’ny varotra sy ny fiaraha-miasa amin’ny Chine i Australie amin’ny alalan’ny “ady mangatsiaka”. Niteraka disadisa
Read More