Avaradrano: Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny « Tournoi intercommunal Basket-ball Avaradrano »
Tamin’ny sabotsy teo no nanatanterahana ny fanokafana ny lalao fifaninanana ara-panatanjahan-tena iraisan’ny kaominina, eo amin’ny taranja basket-ball,eto amin’ny distrika Avaradrano.
Read More