Australie : Trondro iray no hita tany amin’ny 8 300 metatra mahery ambanin’ny ranomasina tany
Tsy mitsahatra mikaroka zava-baovao ny mpikaroka ao Australie. Folo taona lasa izao no nilaza ny UWA (The University of Western
Read More
Tsy mitsahatra mikaroka zava-baovao ny mpikaroka ao Australie. Folo taona lasa izao no nilaza ny UWA (The University of Western
Read MoreLehilahy iray no tonga nirimorimo tamin’ny kodiaran-droa nakao amin’ny toeram-pitaizana zaza iray tao Blumenau, ao atsimon’i Brésil ny alarobia teo.
Read MoreTsimok’aretina sokajian’ny OMS (Organisation mondiale de la santé) tena mampididoza ny Marburg. Miseho amin’ny alalan’ny fiakaran’ny tazo mahery, fandoavana, fivalanana
Read MoreTetik’asa fito no hisitraka ny « fonds d’accélération de la transition écologique » antsoina ihany koa hoe « Fonds vert » ao amin’ny nosy
Read MoreToy ny ao amin’ny firenana tandrefana maro dia norarana tsy hampiasa ny TikTok amin’ny fitaovan’ny governemanta intsony ireo mpikambana ao
Read MoreNy alatsinainy hariva teo no niseho tao Alfortville, Val-de-Marne ity tranga ity. Manodidina ny enina ora hariva tamin’io andro io
Read MoreAra-tantara dia efa tany alohan’ny taona 1500 tany no nisy ny Échecs. Mbola tsy fantatra mazava ny tena niavian’ny lalao
Read MoreSambo mpanjono tsy ara-dalàna iray no tra-tehaky ny tafik’andranomasin’i Seychelles sy Etats-Unis nandritra ny fanazaran-tena niarahan’izy ireo. Avy hatrany dia
Read MoreZazalahy kely roa taona antsoina hoe Taylen no hitan’ny polisy tao Saint Petersburg, Floride efa tsy nisy aina intsony tao
Read MoreRenim-pianakaviana iray 38 taona antsoina hoe Anastasia Milosskaya no novonoina ary nokendain’ny lehilahy roa tao Russie. Mbola tanora ireo nahavanon-doza
Read More