Dépêche du 12h00 08 Août-Toamasina : efa mandeha ny tetikasa Branchement Mora
» Jiro mora, malaky” ilay tetikasa iarahana amin’ny JIRAMA izay hampidirana herinaratra amin’ny sarany mora kokoa sy fandaniana voafetra. Efa
Read More
» Jiro mora, malaky” ilay tetikasa iarahana amin’ny JIRAMA izay hampidirana herinaratra amin’ny sarany mora kokoa sy fandaniana voafetra. Efa
Read MoreVao notokanana herinandro lasa izay ny kianjan’ny Hiragasy etsy Anosy. Nisy avy hatrany ny fampisehoana omaly alahady izay niarahana tamin’ny
Read MoreTontosa soa aman-tsara ny Lalaon’ny Frankofonia tany Kinshasha RD Congo izay nandraisan’ireo atleta sy mpanao zava-kanto Malagasy anjara. Ankehitriny dia
Read MoreToeram-pivarotana iray no notafihan’ny dahalo tany Mangabe, Toamasina II omaly hariva. Vokatr’io dia olona iray no fantatra fa maty ary
Read MoreOmaly Alahady 07 Aogositra no nisy mpiasan’ny jirama iray nianjera avy eny ambony andrin- jiro, teny Ankorondrano. Araka ny fanazavana
Read MoreHo fandraisan-tanana ny fitarainana ataon’ireo mpitatitra sy mapiasa lalana dia efa mandeha ankehitriny ny asa fanarenana ny lalam-pirenena faha-2 eo
Read MoreOmaly hariva tokony ho tamin’ny 06ora sasany hariva no nisy fiara mpitatitra amin’ny zotra 119 no niharan-doza teo Ambohijatovo. Tapaka
Read MoreRaha ny zava-misy dia efa mampitaraina ny mponina ny fivangongon’ny fako manerana ny Renivohtr’Antananarivo. Noho izany dia miara-miasa amin’ny rehetra
Read MoreTsy nitsanga-menatra ireo mpanao zava-kanto Malagasy any amin’ny Lalaon’ny Frankofonia. Ho an’ny sary hosodoko dia nahazo medaly volamena i Ritchianny
Read MoreTovolahy iray vao 18 taona no maty tao Toamasina omaly Alakamisy. Raha ny fanadihadiana dia namono tena tamin’ny alalan’ny fihinanana
Read More