Dépêche du 17h00 07 Août- Zava-kanto: tonga maro ireo olona nijery Hiragasy teo Anosy
Vao notokanana herinandro lasa izay ny kianjan’ny Hiragasy etsy Anosy. Nisy avy hatrany ny fampisehoana omaly alahady izay niarahana tamin’ny tarika Ranoelison Ampahimanga sy Dadalôra Manalalondo. Feno hipoka ny toerana nandritra ny fampisehoana.
