Dépêches

Dépêche du 12h00 07 Août- Akorondrano: mpiasan’ny JIRAMA iray no nianjera teny ambony andrin-jiro

Omaly Alahady 07 Aogositra no nisy mpiasan’ny jirama iray nianjera avy eny ambony andrin- jiro, teny Ankorondrano. Araka ny fanazavana dia nofahon’ny fiara lehibe iray  ilay câbles niraikitra tamin’io andrin-jiro io ka  izay no nahatonga ny fihintsanan’ ireo ferailles sy ilay teknisiana teo ambony andrin-jiro.

Laisser un commentaire