Dépêche du 17h00 04 Août-Lalam-pirenena faha-2: mandroso ny asa fanamboaran-dalana
Ho fandraisan-tanana ny fitarainana ataon’ireo mpitatitra sy mapiasa lalana dia efa mandeha ankehitriny ny asa fanarenana ny lalam-pirenena faha-2 eo anelanelan’ Antananarivo sy Moramanga.
