Ambohimanambola: Nanao fitsirihana ara-teknika ny SITGAR-01
Nisy ny fitsirihana ara-teknika ny toeram-pametrahana sy fanangonana fako (Site-01) an’ny service raoka fako,ao amin’ny kaominina Ambohimanambola, tamin’ny herinandro lasa
Read More
Nisy ny fitsirihana ara-teknika ny toeram-pametrahana sy fanangonana fako (Site-01) an’ny service raoka fako,ao amin’ny kaominina Ambohimanambola, tamin’ny herinandro lasa
Read MoreAraka ny filan-kevitry ny Minisitra farany teo dia manomboka misy tsikelikely ny andiam-balala mpanimba voly amin’izao. Ao amin’ny lemak’Ihorombe no
Read MoreMisy ny antso tolo-bidy (appel d’offre) atolotry ny kaominina Manandriana ho an’ireo fikambanana vonona hifanolo-tanana sy hiara-hiasa amin’ny kaominina ho
Read MoreHo fanatanterahana ny Politikam-pirenena mahakasika ny asa sy ny fampiofanana maha-matihanina dia miisa 15 ireo toeram-piofanana hatsangana manerana ny Nosy.
Read MoreMbola mitohy ny fandraisana mpianatra ho an’ireo izay liana amin’ny fiofanana maimaim-poana atolotry ny kaominina Ambohimangakely amin’izao fotoana izao. Ny taranja
Read MoreNanao filazana tamin’ny alalan’ny peta-drindrina manerana ireo fokontany mandrafitra ny kaominina Ambohimangakely ireo tomponanandraikitra miadidy ny tanàna ny amin’ny tokony
Read MoreNanatanteraka fidinana ifotony tany Antsiraka sy tany amin’ny La Pointe à Larrée ny Fitaleavam-paritry ny fizahantany ao Analanjirofo. Hita tamin’izany
Read MoreMirary soa anao hatrany ny ekipan’ny Tsidika
Read MoreVao taorian’ny fifampitifirana tao amin’ny Campus iray tao Michigan ny 13 febroary teo ny filohan’i Amérique, Joe Biden no nangataka
Read MoreDépêche 17 février, 14h, Ny lalaon’ny Club Omnisport des forces armées (COSFA) sy ny Fikambanan’ny Tanora Manjakaray (FTM) amin’ny alalan’ny
Read More