Dépêches

Rugby Malagasy : Ny lalaon’ny COSFA sy FTM no hanokafana ny taom-pilalaovana

Dépêche 17 février, 14h, Ny lalaon’ny Club Omnisport des forces armées (COSFA) sy ny Fikambanan’ny Tanora Manjakaray (FTM) amin’ny alalan’ny « super coupe de Madagascar » no hanokafana ny taom-pilalaovana ny taranja baolina lavalava amin’ity taona 2023 ity. Ny alahady 19 febroary izao no hanatanterahana izany eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka. 

Laisser un commentaire