Lalaon’ny Nosy : Mangataka ny hamerenana ny taranja Taekwondo ny Federasiona
Diso fanantenana tanteraka ireo mpilalao ao amin’ny sehatry ny Taekwondo noho ny fanesorana ny taranjan’izy ireo ao anatin’ity lalao ity.
Read More
Diso fanantenana tanteraka ireo mpilalao ao amin’ny sehatry ny Taekwondo noho ny fanesorana ny taranjan’izy ireo ao anatin’ity lalao ity.
Read MoreDépêche 24 mai, 12h, Namiratra indray ireo solontenan’ny Madagasikara tamin’ny fiadiana ny tompondakan’ny Afrika tamin’ny taranja tolona. Medaly alimo roa no
Read MoreMandroso hatrany ny asa fanamboaran-dalana ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Nisy ny fintina fampahantarana ireo asa vita nataon’ireo tomponandraikitra, ny
Read MoreVehivavy mpanao gazety iray tao Argentine antsoina hoe Griselda Blanco, 45 taona no hita nihantona tao an-tranony tao Corrientes. Ny
Read MoreDépêche 24 mai, 11h, Araka ny fahitan’ny INSTAT azy dia heverina ho mari-toerana ny vidim-piainana ny volana jolay ho avy
Read MoreHahazo laka mandritra ny herinandron’ny 21 hatramin’ny 27 mey izao indray ry zareo Turc. Hisy ny hetsika natokana manokana ho
Read MoreTonga nizara fitaovana ho an’ny famokarana sy masomboly ho an’ireo fikambanam-behivavy ao amin’ny kaominina Talata Volonondry ireo avy amin’ny fikambanana
Read MoreNisehoana tranga fitifirana tao Marseille ny alin’ny alatsinainy nifoha talata teo. Tao amin’ny cité Consolat tao amin’ny boriborintany faha-15, tsy
Read MoreHahafahana miaro ny vokatra sy mitsinjo ny mpanjifa dia manana paik’ady vaovao ny Ministeran’ny toe-karena ho an’ny faritra Alaotra Mangoro.
Read MoreFolo kilometatra eo ho eo miala ny tanànan’i Mexico no misy ny volkano Popocatepetl. Tao anatin’ny fotoana vitsivitsy izao dia
Read More