Jour : juillet 11, 2023

Dépêches

Dépêche du 10h30 11 Juillet- Andro maneran-tany ho an’ny mponina : Ankalazaina anio etsy Ambohidratrimo Mandray anjara amin’ny andro maneran-tany ho an’ny mponina ny eto Madagasikara ka ho an’Antananarivo dia etsy Ambohidratrimo  no toerana anatanterahina izany fankalazana izany . Ho fanamarihana ny 11 Jolay anio  dia hisy filaharana sy hetsika maro eny an-toerana

Read More