Ihosy : Jiolahy roa no tratra
Jiolahy roa mpanafika trano no ratran’ny vela-pandrikia nataon’ny Polisim-pirenena tao Ihosy ,tany Anadabo, kaominina Ankily omaly alakamisy. Nanindrona antsy ny
Read More
Jiolahy roa mpanafika trano no ratran’ny vela-pandrikia nataon’ny Polisim-pirenena tao Ihosy ,tany Anadabo, kaominina Ankily omaly alakamisy. Nanindrona antsy ny
Read MoreManoloana ny fandalovan’ny rivo-doza Emnati dia nandray ny tandrify azy ny zandarimaria. Niroso avy hatrany amin’ny fanerenana ny takaitra navelan’ny
Read MoreNy 26 oktobra 2021 dia nisy omby noahiana nitondra ny aretina DVN (diarhée virale des bovidés) tao Vakinankaratra. Rehefa nandray
Read MoreNamoaka filazana ny avy ao amin’ny sampan-draharaha misahana ny rano, ny fanadiovana sy ny fidiovana ao amin’ny Kaominina Ambohimanambola fa
Read More24 Febroary, 14h00. Tapaka teo anivon’ny filankevitry ny minisitra natao omaly alarobia fa hisokatra manomboka ny 5 martsa izao ny
Read More24 Febroary, 13h00. Nivoaka an-dranomasina tao Atsimon’ny distrikan’i Ampanihy i Emnati omaly tamin’ny 09 ora sy sasany alina teo. Tany
Read More24 Febroary, 12h00. Mbola mitohy ny hetsika fampiratiam-boky eny Analakely androany. Betsaka ireo fikambanan’ny mpanoratra hita eny an-toerana toy ny
Read MoreVoasambotra teny La Réunion Kely ny jiolahy miisa 16, izay tompon’antoka tamin’ilay fanafihana mitam-piadiana ny 22 febroary teo teny Bongatsara
Read More24 Febroary, 09h00. Olona 44 297 no nafindra toerana noho ny fandalovan’ny rivodoza Emnati raha ny voalazan’ny BNGRC. Mitsinjara tokantrano
Read More24 Febroary, 08h00. Fiara vaventy lehibe iray no tapaka hisatra teo Ankadimbahoaka omaly hariva ka nitorona ary nifatratra tamin’ny entana
Read More